29 Marsa 1947 – 29 Marsa 2012

Publié le 28 mars 2012

3 taona mahery izao no niverenan’ny Malagasy ho eo ambany ziogan’ny mpanjanaka. Izany no tanteraka dia noho ny asa ratsin’nireo tsy mataho-tody tsy nihambahamba nivarotra ny Tanindrazana.

Averina atolotra henointsika ireto tononkalo ireto satria mbola mifanarakatsara amin’ny ady atrehantsika toy ny nataon’ireo Razantsika tamin’ny 1947.

“Be manam-pahaizana isika Malagasy fa vitsy Tia Tanindrazana”

Mihainoa finaritra Tompokolahy, mihainoa finaritra Tompokovavy

 

Laisser un commentaire