http://www.radiotiatanindrazana.com/
Une radio web pour les patriotes malagasy du monde entier vient de voir le jour. C’est une radio qui se veut être une tribune pour la sensibilisation politique, l’éducation citoyenne et d’échanges avec les citoyens des 4 coins de Mada et d’ailleurs. Sans oublier les rendez-vous d’informations de la journée. Beaucoup d’émissions allant dans ces sens sont prévues par l’équipe de la rédaction.
On ne peut que louer une telle initiative surtout en cette période pré-électorale, sa pertinence et son importance ne se discutent pas.
Bon vent à Radio Tia Tanindrazana
Lien pour écouter en direct:
http://www.radiotiatanindrazana.com/
********************
RADIO TIA TANINDRAZANA: HO AN’NY MALAGASY TIA TANINDRAZANA MANERAN-TANY.
Faly miarahaba antsika rehetra ny Radio Tia Tanindrazana
Ny Radio Tia Tanindrazana dia fampielezam-peo noforonina ho an’ny Tia Tanindrazana maneran-tany. Zavatra maro no ezahina atolotra antsika amin’izany:
– Ao ny fanentanana, dinidinika sy fandalinana ara politika ary zavatra maro hafa koa izay mikasika ny raharaha sy ny fiainam-pirenena amin’ny lafiny rehetra;
– sehatra ihany koa izy io ahafahana mamaky batsilana ny tsy mety sy ny tsy rariny eo amin’ny firenena;
– Hisy koa fandaharana momba ny fanabeazana ho olom-pirenena, izay ravahan-java-kanto (tononkalo, hira fanentanana);
– sehatra koa ho antsika ahazoana mifanakalo ireo vaovao avy amin’ny lafivalon’ny nosy;
– Farany dia hisy ny dinika hanasana vahiny vonona hanova an’i Madagasikara
Koa “Raiso an-tanana ary ny hoavin’ny Tanindrazantsika !“
RADIO TIA TANINDRAZANA, NOFORONIN’NY TIA TANINDRAZANA ARY HO AN’NY TIA TANINDRAZANA
DIA MANANTENA ANTSIKA REHETRA ARY NY RADIO TIA TANINDRAZANA.
Azonao arahina ny fandaharana manokana amin’ny 7 ora maraina, 1 ora atoandro, 7 ora hariva ary amin’ny 9 ora alina (ora Madagasikara)
Poster un commentaire
Comments 0