Famelabelaran-kevitra nataon’ny SMM tao Paris, 24 jona 2017 (Sary sy vidéo)

Tsiahivina fa niompana tamin’ny fahaleovantena sy ny aretina mahazo ny tontolon’ny Fitsarana ao Madagasikara ny famelabelarana nataon’ireo mpiandraikitra ambony ao amin’ny SMM, dia Rtoa isany Fanirisoa ERNAIVO (Filoha) sy Felanasoa RANDRIANJAFY (Filoha lefitra). Narahina ady hevitra mafonja moa ny famelabelarana satria maro dia maro tokoa ny fanontaniana napetraky ny mpanatrika tamin’ireto mpitsara mitolona ho an’ny fametrahana ny tany tan-dalàna ireto.

Any Genève (CH) indray izy ireo, amin’ny zoma 7 jolay 2017 (7 ora hariva), no hanohy ny asany mampahafantatra ny zava-misy marina any an-Tanindrazana momba ny tontolon’ny Fitsarana.

TG

Publicités

Publié le 27 juin 2017, dans Album Photos, Justice, Madagasikara - Crise, et tagué , , , , . Bookmarquez ce permalien. Poster un commentaire.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :