Ny aretin’ny tontolon’ny Fitsarana ao Madagasikara, araky ny fijerin’ny SMM (Vidéo)

Nivahiny manokana tao amin’ny TV+ Madagascar ireo mpikambana vitsivitsy ao amin’ny SMM (Sendikan’ny Mpitsara Malagasy) tamin’ny 24 May 2014 teo.

Tsy misy izay tsy mikaikaika rehefa Malagasy mikasika ny tontolon’ny fitsarana, ary ny raharaha Claudine Razaimamonjy dia nanaporofo tsara ny aretina mikiky sy ny tsy fitovian’ny Malagasy eo anatrehan’ny fitsarana.

Novelabelarin’izy ireo sy nazavainy tamin’ny antsipirihany ny olana goavana misy ka manageja ny fitsarana eto amin’ny Firenena, dia ny tsy fisian’ny atao hoe « FAHALEOVANTENA » ahafahana mampihatra ny fahefan’ny mpitsara. Eo ambany fifehezan’ny fitondrana « exécutif » tanteraka ny Fitsarana, ary « na ny vola ampiasain’izy ireo aza dia eo ambanin’ny ministeran’ny Fitsarana » ihany koa.

Kanefa, hoy ny SMM, dia io FAHALEOVANTENAN’NY FITSARANA io no antoky ny demokrasia. Tsy hisy fandrosoana azo eritreretina raha toa ka tsy afaka manao ny asany am-pahalalahana ny fitsarana. Mitolona lalandava ny hisian’izany ry zareo, ary MENDRIKA FANOHANANA.

 

 

 

Publicités

Publié le 26 mai 2017, dans AFRIQUE, Justice, Madagasikara - Crise, Uncategorized, et tagué , , . Bookmarquez ce permalien. Poster un commentaire.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :