MADAGASIKARA – Fandaharana ady hevitra politika « DON-DRESAKA », TVPlus 28/06/2015 (Vidéo)

Lohateny : Mahaleo tena tokoa ve i Madagasikara ?

Mpandray anjara:

– Gilbert Raharizatovo, mpamakafaka ara-politika

« Ny lalambe no nampakatra olona kisendrasendra teo amin’ny fitondrana fa ny olon’ny antoko politika ‘historiques’ izay manana fenitra sy idéolojia, tokony hitaiza ny vahoaka dia tsy hita … Tsy manao ny asany amin’ny fanovàna ny rafitra misy ny ‘intellectuels »

– Tintin Ravonison, mpandalina ara-politika

« Tohano sy ampio io Filoha io fa izy no eo aloha, handrodana ny MID (Marché Interbancaire des Devises), izay anisan’ny mampahantra ny Malagasy »

– Soava Andriamarotafika, mpanao gazety

« Ny vahoaka no nokorontanin’ny mpanao fanjakana izay tsy nahavita ny asany…Voagejan’ireo vahiny sy ireo mpamatsy vola BM, FMI ny Firenena »

– Rajaonah Andrianjaka, filoha nasionalin’ny antoko « OTRIKAFO »

« Fahaleovan-tena tsy niadiana fa nomena antsika izao iainantsika izao. Ny botom-bazaha no eo amin’ny fitondrana amin’izao fotoana izao »

Publié le 30 juin 2015, dans colonisation, Françafrique, Madagascar, Madagasikara - Histoire. Bookmarquez ce permalien. Poster un commentaire.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :