EXCLUSIF !! AMBATOVY : 100 Millions $ pour Rajoelina

Photos: Ambatovy.com

 

Selon une source fiable, Rajoelina aurait demandé à la Société d’exploitation minière d’Ambatovy de lui verser personnellement 100 Millions de dollars en échange de l’autorisation d’exporter le Nickel et le Cobalt produits par l’entreprise.

Ce serait de l’extorsion illégale de fonds, pratique familière des milieux mafieux. Devrait-on s’en étonner avec ce que les putschistes ont fait pendant plus de trois ans pour piller les ressources nationales et mettre le pays à terre ?

Notons que, selon INSTAT, les ¾ de la population vivent dans l’extrême pauvreté et n’ont même pas l’équivalent de 1280 Ar par jour (0,56 $ – à peine le prix du kg de riz) pour vivre.

 Cette somme de 100 Millions $ équivaut à 179 000 Tonnes de Riz (au prix de 0,56$ le kg) !!!

Mais elle pourrait servir aussi au financement d’une campagne électorale. Ou bien toute autre chose utile pour se maintenir au pouvoir.

Rappelons que cette entreprise a déjà été au cœur d’un scandale, il y a quelques mois, suite à une émanation de gaz toxique faisant des victimes parmi la population avoisinante mais causant aussi des préjudices écologiques.

Pour en savoir plus sur l’exploitation d’Ambatovy :

http://www.ambatovy.com/docs/?lang=fr&p=110

Publicités

Publié le 7 août 2012, dans Madagasikara - Crise, et tagué , . Bookmarquez ce permalien. 96 Commentaires.

  1. est-ce bête de ma part si je vous demande de citer cette source fiable?

  2. Tsy marina izany fa blabla entina anaratsiana ny mpitondra fotsiny, anga ra8 koa nga tsy actionera ao ?

    • ka na marina moa izany na lainga mampaninona antsika e? ireo malagasy bdb mahantra tsy manankohanina zao no olana… non mais, notre situation n’est pas pire hein; (entre autres on a encore accès à internet ce qui est un luxe pour les 55% de malgaches en extrème pauvreté)

  3. non mais juridiquement ce n’est même pas un péché d’exporter le nickel et le cobalt produits par Ambatovy. En effet, les malgaches non plus ne peuvent manger une production annuelle moyenne de 60000 tonnes de nickel, 5600 tonnes de cobalt et 190000 tonnes de sulfate d’ammonium est attendue sur une période de 29 ans. 100millions de dollar pour une autorisation d’exporter, je doute fort de la véracité de cette information, de toute façon et s’il a vraiment demandé les respnsables d’Ambatovy ont-ils accepté?

  4. 100 Millions $! woo et dans quelle il espère déposer ce pactol? certainememnt pas dans son matelas, ; D

  5. Hita mihitsy hoe efa fanaon’ny mpitondra teo aloha ilay zavatra, hany ka na dia tsy eo amin’ny fitondrana intsony aza ry zareo dia mbola mahita foana hoe atsy misy vola azo atao am-paosy.
    Mba hovay amin’izay hoa ny fijery dia mba hasio hasina lé fihavanana maha malagasy fa tsy dia jamban’ny vola toy izao foana

  6. Voilà encore le système bien huiller des enfants illégitime de l’ex P ou Ra8. Balancer des intox.

  7. iza no sahy miteny fa nanakarena ny malagasy tamin ny androndravalo? ary hita mazava tsara fa tsy marina velively io lazaina fa vaovao io

    • Za sahy miteny satria za navita nandeha vacance t@ anxron’i Ravalo. Izao aho na ny ho any antsirabe aza tsy vitako/ny mitondra fiara…

  8. ary nahoana moa no tonga dia sahy maminavina oe hanaovana inona ilay vola? mba sahy iany nareo ka; raha hanosopotaka de hainareo tsara mihitsy

  9. s’il vous plait, si la source est vraiment fiable comme vous le dites pourquoi ne pas la citer?… ben moi, je n’y croirais jusqu’à ce que j’ai les preuves « cogito ergo sum » xD

  10. Je pense qu’au contraire il a prix l’initiative de renégocier les contrats miniers pour l’intérêt de notre pays. Étant donné que le pays ne gagne que très peu dans l’exploitation des ressources en jeu.

    • On est en période de crise et on ne sait plus ce qui est vrai ou faux. Je tiens quand même à connaitre le bien fondé de l’histoire. Si c’est vrai, ça me brisera le cœur. Surtout le fait d’être déçu par Raj..

      • Ce sont les foza qui sont les spécialistes invétérés des intox, on en a eu pléthore depuis plus de 3 ans maintenant.
        En ce qui me concerne, je ne suis pas étonné que cette bande de cleptocrates, pilleurs de leur propre nation et trafiquants en tout genre extorque des fonds. Tous les moyens sont bons pour eux pour se faire fortune et en très peu de temps. Et c’est cela le modèle pour les jeunes malagasy: multi-millionnaire à la trentaine !!

  11. c’est comme ce que Dina cite. Mila porofo izahay, asehoy ny tontan-taratasy mampiseho izany na ny rohy misy ny soratra miteny fa marina avokoa izany avatra voalaza izany.

    • zavatra toy izao ve ho asiana porofo taratasy fa nareo izany koa tena tssss!! Rehefa misy manomboka manahirana dia hajedaka mangingina .

      • Marandrama ary enao mandefa vola toy io any amin’ny banque dia ho hita eo raha mila taratasy izany na tsia. Mba mpiasan’i Ambatovy iany aho ary efa ela mitsy no niasa tao, i Ravalo zao no fantatro ho actionera ao amin’io toerana io saingy mbola tsy nahita mihitsy aho hoe resaka mitaky vola amitampitrisany lavitra toy izao ka hoe tsy misy taratasy. Raha izao no marina dia voatery hampiditra an’ity tranokala ity anisan’ireo porofo azo raisina izahay ary hampiakatra ny tantara eny amin’ny tribonaly satria, nahare siondresaka hoe miparitaka eny amin’ny tranonkala ny resaka hoe misy vola mitentina 100$ million hono mila omena an’i ANR kanefa izahay tompon’ilay toerampiasana aa tsy mahalala ny fisian’izany resaka izany.

      • Ka leo be zahay e!! Mila olona sahy mijoro @fahamarinana izahay raha tsy zany izy aoka hangina. Raha tena nisy marina zany de aleo hijoro izy hiala @fahanginana. Maloto be daholo ny rivotra eto Madagasikara. Ny rivotra politika maloto, ny haino aman-jery maloto, ….

      • ra nisy zany tsy ho nisy sahy namoaka mihitsy ; saingy ny fanosorapotaka oa tsy maintsy atao dia lazaina fa nisy ee

  12. Peut-être que les dirigeants de ladite société sont trop cons pour qu’on leur extorque une somme pareille. Qui sait? XD

  13. le contraire m’aurais étonner venant de la part de tout ces foza, Voilez-vous la face si vous voulez mais croix moi la chutte sera mortelle pour vous

  14. Mampalaelo mitsy raha toy izao foana ny fomba ataon’ny mpanao politika malagasy, Dia tsy misaina hafatry ny manoso-potaka izay eo @ fitondrana hatrany

    • ga vitan ny oe manoso potaka izay eo @ fitondrana,fa ny mampalaelo dia ny hoe le gasy zan dia tena olona tsy mba mahay mampiasa saina fa dia manaiky zay tenenina,mora ahodikodina ny sainy zay ny fiheverany antsika.

      • ny oe mora ahodikodina tsy haiko loatra fa rehefa tsy intsony ny hatokona eo ambony fatana dia ho tsapanao oe nahoana no manaiky atao an izany ny malagasy; aza faly manaratsy ny gasy fa diniho aloha ny zavatra iainany sy ny atao azy dia izay ianao afaka miteny tsara

      • Ny Malagasy anie Manana, firy isan-jato no mahay mamaky teny sy manoratra, firy no niditra anjerimanontolo, firy ny mahay mamalafaka, firy no manara-baovaoa, firy no miraharaha ny ho aviny? aleoko mangina

    • tsy mahay afa tsy ny manaratsy sy manakorotana ny saim bahoaka nefa mba mlaza hoe tia tanindrazana,ts oe refa misy hoe selon une source fiable,de marina foana ge,sady ny INSTAT sy ny statiny efa fanta daza fa tsy norme,ratsy passeport be reo

  15. Dia ny manely tsaho hatrany ve no mba fomba fihadin-dry zareo mpanohitra

  16. na anendrikenkitra takin inona ary nareo hoe 100 millions de dollard pour le president tsy manova na inona na inona izany fa efa fantatry ny rehetra hoe ny milay ihany no haratsiana,ary ny baiboly mihintsy no milaza hoe « …ny mpaminany tsy masina an taniny.. ».

    • Aza ny Baiboly kosa no entina ampiasaina hanaovan-dratsy e! Efa ampy ny fanodinkodinana sy ny fanaovana fitaovana ny fivavahana ataon-dRamalagasy. Mody mitondra baiboly fa ny kobay ankatoka ihany. Miangona sy miditra am-piangonana ny alahady fa ny an-davanandro mangalatra. Iza no mpanao izany fomba izany? Ny MAFIA any Sicile. Alohan’ny hamonoany olona dia mivavaka izy aloha.
      Ary aza aty aminay no miteny hoe milay TGV. Milay ireo amin’ny fomba fangalarana ny Tanindrazana sy ny fivarotana azy amin’ny vahiny. Tao anatin’ny 3 taona dia tsy nisy toy izany ny trafic en tout genre: bois de rose, volamena, omby, vatosoa,….Angano angano sy fanendrikendrehana daholo ve izany??

      • Tsy haiko aloha izay tena marina fa izao: na dia misy aza ny zavatra tsy mety nandritry ny fitondrana nifanesy rehetra teo, raha mba nanana « conscience » kely isika rehetra t@ toerana nisy antsika tany, afaka noferana sady tsy nidangana ny « exploitation » nataon’ny mpitondra.

      • @ fomba ahoan moa ny tonga de ilazanao hoe: »Aza ny Baiboly kosa no entina ampiasaina hanaovan-dratsy e » fa ahoana moa ny hoe ratsy? sady le teny ao anaty baiboly zay noteneniko teo ambony nge entina itenenana fotsiny hoe ny olombelona dia ohatran izay efa atr@ ny fahagola.zany hoe ny olokafa zay tsy fata piavihana any dray no inohana,fa ny mpiara monina dray no hodina fanina.

      • maro ny zavatra tsy maripototra nefa tabatabina etsy sy eroa mba hanosorapotaka fotsiny ihany; nahoana nefa raha miray loha ny malagasy hanao izay hahatafavoaka aminy ny tena milay eh, fa tsy handrirotra ny efa eo hihemotra indray sa izay ilay oe ory havamanana?

      • ento mora ihany Ampy izay an 😉 marina eee. na izany na tsy izany, 52 taona izany no nahaleotena an-dRamalagasy, fa 52taona koa izao no tsingerintaonan’ny fanampiana avy any ivelany eto amintsika. tsy mampieritreritra ny rehetra ve izany? amiko, tsy olona izay no tokony melohana raha ny eto, fa ny « système » rehetra no tokony havaozina tanteraka ary indrindra ny foto-pisainana

  17. il n’y a que les fanatiques de Dada qui peuvent ces choses là

    • Je crois que « fanatique » n’est qu’un euphémisme vu les articles qu’ils pondent.

    • Nisy nanonona ny anran’i Ravalo angah teo? @ saina tsy miangatra, si on parle de fanatisme, est-ce qu’on a vecu mieux pendant l’ère démocratique de Rajoelina que pendant l’époque dictatoriale de Ravalomanana? Bon, je suis peut-être hors sujet car l’article ci-dessus parle de 100M USD et non du train de vie de la population. Mais je trouve que le plus fanatique, c’est vous, avec votre façon d’attaquer les autres par d’autres points de vu  »haineux » sans se référer a l’idée de départ ou de répondre objectivement a cette soit disant révélation.

  18. raha olona tsy misaina aloha de mety ho resy lahatra @ ze voabara teo amony ihany,no ny antony tsotra fotsiny dia ny oe ny zavtra arosonareo dia tsy misy porofo mivaingana,ary na hiteny ary nareo hoe misy ka,ny porofo ze lazainareo fa nisy zay heverina mitovy @ endrikendrika nataonareo atr@ zay dia profo ts mitombona,zazakely ny mety resy lahatra @ zany.

  19. 100 millions de dollar, tsisy dikany @ Ambatovy zany. Tsy mampiontsina ny singam-bolony akory zany.

    • Il est vrai que nous, citoyens malgaches ne se laisseront plus duper si facilement par des sources non fondées.

      • « citoyens malgaches déjà dupes sans être dupés », je ne sais pas vous mais moi je vois les choses comme ça, nous ne devons pas nous étonner si l’on se foute de nous si nous même n’avons rien à foutre de la politique.

  20. Fa avy aiza moa ilay vaovao ? Sa … ty koa misy vaovao iray tena maropotrotra :
    Hita teny Analakely nividy LapTop ono Remenabila niaraka t@ solotenan’ny Emmo Nat 4 nanao garde du corps !!!!!

  21. tout les moyens sont bons pour éjecter le PHAT quit à dire des choses qui n’ont aucun fondement

  22. Oay, nareo v tsy mandinika oe ny ankamaroan’ny gazety koa mamoaka vaovao maropototra ???
    Tena fomba fiady le iz e!

    • Refa tratra d tratra fa tsisy xcuse ry foza a

      • Tsisy tratra izany eo fa tsy bien fondé mintsy ny information eto fa miaina ao anaty ono ono foana

      • omeo ny porofo eh; ny saindratsy no mitarika ny sasany hamorona zavatra tahak izao

      • sure ve Claudio fa tena mitombona io voalaza io ambony io?satria raha toa ilaza zavatra otran izany tokony farafaratsiny ba avec plus de précision et plus de detail,fa raha tsy zay de mijanona ho tsaho iany le izy.

    • Tient! C’est curieux! Pourquoi il n’y a que Tsimokagasikara qui en parle. Mais, pourquoi les autres partis politiques n’en parlent pas? Pourtant, je suis sur que les employés d’Ambatovy appartiennent à des courants politiques différentes.

  23. Et comme suite il y aura quoi? Peut-être qu’ils vont balacer des choses aussi ridicules les unes que les autres, s’en est trop les conneries des ra8iste, laisser les geants sérieurx préparer l’avenir de Madagascar,

  24. amiko ny akamaroan ny mpanao gazety eto dia tsy mahay mamakafaka sy tsy mihaino afa tsy lakolosy tokana ; tsy natao hampianatra ny tsara fa hampianadratsy no bdb, mila fiheverana

    • ze isarihana mpividy maro no tanjona amin’io zavatra io ko! samy mitady ny fomba rehetra, zay mety e.

      • de izay ve zany ilay hoe say maka ho azy?

      • raha mbola samy olombelona dia tsy hitovy fijery izany na oviana na oviana. Ny fahaizana mifandefitra no tokony ho volavolaina sy kolikoina tsara. Ny fihavanana moa iny efa tsy resahina intsony fa tena efa simba tateraka nandritra izay fitondrana maro nifanesisesy izay, ary nanomboka tamin’ny 2002 no tena very ny hasina maha malagasy.

  25. efa fantatra hatramin izay fa ny hazo avo halandrivotra eh; in no tokony hahataitra atsika rehetra amin izay tsaho rehetra any? ny tsara atao fotsiny dia ny mitandrina mba tsy ho voarebirebin ireny

    • Poety pô litika b

      Ny olana eto dia ny herikerika mahatondra drano. Ka na marina aza enao rehefa tsara tohana ny lainga tsara lahatra izay hafafy etsy sy eroa dia toa io lahatsoratra io dia mety ho difitra ihany ilay marina. Tsy ny gasy rehetra akory no manana toetra mahay mandalina.

  26. ny tsy azoko hatramin izao dia nahoana no sahy manosopotaka toy izao

  27. nahoana raha mipetraka tsotra amin izay fa tsy faly manalabaraka tena mamely tsaho eh !

  28. Et oui,  »l’esprit d’analyse » en cette période de crise compte beaucoup! faite attention!

    • Marina mihintsy aloa zany e, mila mandalina tsara amin’izao fotoana izao fa ra tsy izany dia mihinana ambolony ihany. Fa mahaliana koa aloha hoe inona daholo ny tombontsoan’ny malagasy am’io Ambatovy io e. tokony atao mazava tsara. fa tsy mahalala ny fandehany ny vahoaka madinika.

      • Ireo hopitaly lehibe izay aorina isaky ny faritany sy ny asa maro vao noforonina mifandraika amin’ny asa fitrandrahana ao Ambatovia, ireo no santionany amin’ny tombotsoan’ny malagasy amin’io sehatra iray io,

      • ny mponina any amin toerana misy io orinasa io dia manana tombony saingy mila omena traikefa ; mba hahafahany mianoka tsara sy mitsinjo ny mahasoa

    • marina; saingy sarotra satria mbola mila ezaka isika amin ny fampitana ny fahaizamandinika; ka izany no tokony hanohanana ny ezaka ataon ny fitondrana

  29. Avereno vakiana tsara kosa ilay article fa « au conditionnel » no nanaovany azy fa tsy  » à l’indicatif » akory.

  30. Mampalahelo sy mahamenatra ty zava-mitranga amin’ny firenentsika ty ka. Oviana ary le gasy kely vao tena hianoka amin’ny haren’ny taniny? Oviana ihany ty fiovana ty e? Oviana vao tia tanindrazana ny mpanao politika eto?

    • Afaka hianoka @ harenany ny gasy raha mitoy izao toetra hasehon’ny FAT izao, izany hoe tsy manaiky lembenan’ny communoté internationale.

      • Ny FATy mpivarotra Tanindrazana ambongadiny COLLABO n’ny mpanjanaka, andevom-bazaha ve leisy no lazaina fa hampandroso an’i Gasikara ?

      • @tsamanaiky; anonatnio ravalo ra resaka fivarotantanindrazana zany ry se a

    • moa ve tsy efa mariky ny fitiavan tanindrazana izao hasehon ny mpitondra antsika izao ?miaritra ny mafy rehetra ; ny kiana ny sakantsakana etsy sy eroa ?

      • Ny mpanongam-panjakana nangalatra ny safidim-bahoaka indray ve ranamana no atao hoe tia tanindrazana? Raha tena tianao ny tanindrazanao dia hajainao ny safidim-bahoaka dia miandry ny fifidianana ianao fa tsy hamono ny démokrsaia akory. COLLABO no azo ilazana an’ireo.

      • @tsamanaiky
        fa heverinao fa hanaiky ny firotsahan andriamatoa Andry rajoelina teo ve ravalo. ?. ireny aza fifidianana ben ny tanana efa mangalatra otran inona fa mbola eeeeee resy eh; de hahazaka an izany ve ravalo hoy ianao?

  31. tsy nioiva, tsy miova ary tsy hiova mihitsy ry zareo zany fa dia ny mikotrika zava-dratsy hatrany hamelezana izay mba mitondra fanavaozana eto amin’ny firenena.

  32. Fanavaozana inona ary no entin’ireto mpambotry Firenena sy ny mpiray Tanindrazana aminy ireto e? 3/4 ny Malagasy ve no miaina ao anatin’ny fahantrana tanteraka (extrême pauvreté) dia lazaina fa fandrosoana sy fanavaozana???
    Ianareo angamba no mi-roule amin’ny 4X4 sy manana villa be dia mahita hoe manga beuuu ny lanitra. Izay no tena tain-dohantsika gasy e! tsipazan’ny vozongo ny tain-tsakafo dia miosanosana tsy misaina intsony fa mivarotra izay azony varotana rehetra.

    • Efa atramin’ny mpitondra teo aloha anie no nahantra ny 3/4 ny malagasy e!Sao ianao mihevitra fa fitondrana iray dia ampanakarena an’ny malagasy rehetra? Ny fandrosoana tsy tonga indray mipoaka fa mandeha miandalana! Toe-tsaina tahak’izany ihany no maha-mafy loha(tsy amin’ny tsara akory) ny akamaroan’ny mpanohitra izay mba fitondrana mijoro!

  33. Izao indray ilay mamadika baolina fanaon’ny foza. Mody adino angaha fa tamin’ny fitondran-dRavalo dia niakatra ny toe-karena, firy ny « taux de croissance » tamin’izany? Ary izao firy? Tamin’izany niakatra ny « classe moyenne », izao dia nirodana ka ny mpanefoefo (historiques na arrivistes) sy ny mahantra farahidiny sisa. Ny fandrosoana tsy tonga indray mipoaka hoy ianao, marinadia marina tokoa izany. Fa nahoana ary no tsy navela hanoy ny asany ny Filoha Ravalomanana fa nofinganina teny am-panidinana?

  34. Tsamanaiky ô! ity misy tena tsy haritro intsony ka lazaiko anao matoa aminin’izao fitondrana tetezamita izao vao manao ny fitakiany ny zoany ny be sy ny maro, dia satria tamin- ra8 teo dia izay tsy maniky hampanginina amin’ny pression dia midoboka am-ponja.

    • Raha fanohitra sy mpivarora tanindrazana ary andevom-bazaha kosa aloha dia tsy misy « concession » azo atao aminy.
      Masina ny Tanindrazana

  35. Aiza ry foza isany a! Inona ireto mampirongatra anareo mianakavy ireto? Efa manomboka manangasanga angaha ny farany o??

  36. atrika dit :
    21 Août 2012 à 18 h 40 min
    @tsamanaiky
    fa heverinao fa hanaiky ny firotsahan andriamatoa Andry rajoelina teo ve ravalo. ?. ireny aza fifidianana ben ny tanana efa mangalatra otran inona fa mbola eeeeee resy eh; de hahazaka an izany ve ravalo hoy ianao

    Asaivo milatsaka ho fidiana izy dia hita eo raha mahavita 55% dès le 1er tour koa e? Madagasikara anie tsy Antananarivo irery e!!

  37. Parabole dit :
    22 Août 2012 à 14 h 50 min

    raha mbola samy olombelona dia tsy hitovy fijery izany na oviana na oviana. Ny fahaizana mifandefitra no tokony ho volavolaina sy kolikoina tsara. Ny fihavanana moa iny efa tsy resahina intsony fa tena efa simba tateraka nandritra izay fitondrana maro nifanesisesy izay, ary nanomboka tamin’ny 2002 no tena very ny hasina maha malagasy

    Valiny:
    Ny fifandeferana aloha voalohany indrindra dia manomboka amin’ny fanajana ny safidim-bahoaka. Ny fanonganam-panjakana ve no lesona aseho ny taranaka??
    Rehefa tsy faly sy resy ve dia mandroba fahefana? Ny fifdianana no nametraka azy ho Filoha dia ny fifdianana koa no tokony hanala azy raha tsy mety ny ataony. Izany no antsoina hoe DEMOKRASIA raha tsy mahadiso ny mamerina azy.
    Izahay dia tsy afaka ny hiaraka amin’ny olona tsy mandala sy manosihosy ny DEMOKRASIA.

  38. Aleo izy ahazo vola be any , fa malagasy ihany izy tsinona ! mahay mangataka izany izy matoa nahazo an’izany ! mahay manongana izy matoa tafiditra teo @ fitondrana tsy lanim-bahoaka ! be sanjila izy izany ry reto ah !

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

%d blogueurs aiment cette page :