Cette galerie contient 4 photos.
Ny alakamisy 1 desambra, nampiantso mpanao gazety ry zareo eo anivon’ny CPC Arema Toamasina (Comité Provincial de Coordination) . Manao antso avo amin’ny Radio Viva izy ireo mba hampijanona ny fandrangitana ataon’i Maurice Tsihiavonana sy Pierre Houlder ao amin’ny Radio Viva isaky ny amin’ny 1 ora antoandro. Tsy ekenay hoy ireto CPC Toamasina ireto ny […]